|
|
|
|

Teny iditra1 vazan-tany efatra
Singan-teny  2vazana, 3tany, 4efatra
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  6the four cardinal points, the four corners of Madagascar. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7les quatre points cardinaux: les "quatres coins" de Madagascar. [1.8]
Ohatra  8 Mbola nalefan' ny Andriana eran' ny vazantany efatra ry zalahy ireny. [2.528#]
Tovy hevitra  9vazan-tany
Lahatsoratra  10Randzavola: vazan-tany efatra ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11